HO TSARA VOA (RANTSANA FANANTENANA BEMASOANDRO ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ry Tompo no naniraka anay hijoro
Mba ho marina sy ambony
Ka hanamboatra sy hanavao
hitomba hatrany hatrany ireo voafidy maro

'zahay mpanompo ihany Tompo
Ka tsinontsinona
Fa Hianao mitahy
sy mampitombo

A/C: RAKOTONDRASOA Josoa Edmond
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Rohy:
Hevitra
Sandosantos ( 22/05/2023 12:40)
SVM RF Bemasoandro itaosy
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RANTSANA FANANTENANA BEMASOANDRO ITAOSY
Vangy : 132
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 22/05/2023 12:40
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0868