FAHEFANA (RANTSANA FANANTENANA BEMASOANDRO ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Andriamanitra Tompo tsitoha, no isaoranay eto eram-po
Fa fitiavana lehibe tokoa, ary miampy ny famindram-po
Na dia maro aza ny ota efa vita sy ny ratsy nataontsika
Efa novidianay tamin'ny ràny, nofafany

REF: Fa Jesôsy Tompo efa nandresy, 'reo devoly ratsy sy fetsy
Teo ambonin'ny hazo fijaliana, sady tsy novidiana
Mandehana torio maneran-tany, fa fitiavana tsy mba lany
Ary fiainana soa mandrakizay, mandrakizay

2. Na dia misy aza fahavalo maro, te handavo sy mampimalo
Miaraka amin'ilay Jesoa Mpandresy, dia manoatra noho ny mpandresy
Ka hitsakitsaho sy hoseho, ireo devoly efa resy ireo
Efa nomena anao ny fahefana, FAHEFANA

REF: Fa Jesôsy Tompo efa nandresy, 'reo devoly ratsy sy fetsy
Teo ambonin'ny hazo fijaliana, sady tsy novidiana
Mandehana torio maneran-tany, fa fitiavana tsy mba lany
Ary fiainana soa mandrakizay, mandrakizay

A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Link:
Comments
Sandosantos ( 22/05/2023 12:34)
SVM RF Bemasoandro Itaosy
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : RANTSANA FANANTENANA BEMASOANDRO ITAOSY
Hits : 234
Likes : 1 Like
Created by : Sandosantos
Date : 22/05/2023 12:34
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2543