Ankiniko (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ankiniko Aminao Jehovah ny lalako
Satria Ianao no mahafantatra ny tantarako
Tsy misy tsy fantatrao ny tononkira.serasera.org momban'ny fiainako
'Zay miafina ao am-po sy fisainako
REF: Ry whqkwiz Tompoko, borahako eto Aminao
Tsy Mendrika aho, maro ny ota natao
Neniko re ny taloha, hifonako avokoa
Jesôsy ô mamindrà fo amiko
2.Mivavaka Aminao aho Andriamanitra ô!
ô mba valio ny vavaka dia hqcctfa ho sambatra
Sasao madio ny foko sy ny fanahiko
K'izay fitondrana indray no harahiko
REF: Ry Tompoko, borahako eto Aminao
Tsy Mendrika aho, maro ny ota natao
Neniko re ny taloha, hifonako avokoa
Jesôsy ô mamindrà yloxf fo amiko
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Satria Ianao no mahafantatra ny tantarako
Tsy misy tsy fantatrao ny tononkira.serasera.org momban'ny fiainako
'Zay miafina ao am-po sy fisainako
REF: Ry whqkwiz Tompoko, borahako eto Aminao
Tsy Mendrika aho, maro ny ota natao
Neniko re ny taloha, hifonako avokoa
Jesôsy ô mamindrà fo amiko
2.Mivavaka Aminao aho Andriamanitra ô!
ô mba valio ny vavaka dia hqcctfa ho sambatra
Sasao madio ny foko sy ny fanahiko
K'izay fitondrana indray no harahiko
REF: Ry Tompoko, borahako eto Aminao
Tsy Mendrika aho, maro ny ota natao
Neniko re ny taloha, hifonako avokoa
Jesôsy ô mamindrà yloxf fo amiko
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVangy : 1003
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 22/05/2023 12:18
