Ankiniko (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ankiniko Aminao Jehovah ny lalako
Satria Ianao no fualn mahafantatra ny tantarako
Tsy misy tsy fantatrao ny momban'ny tononkira.serasera.org fiainako
'Zay miafina ao am-po sy fisainako
REF: Ry Tompoko, borahako eto Aminao
Tsy Mendrika aho, maro ny ota natao
Neniko re ny taloha, hifonako avokoa
Jesôsy ô mamindrà fo amiko
2.Mivavaka Aminao aho Andriamanitra ô!
ô mba valio bqqfdkzh ny vavaka dia ho sambatra
Sasao madio ny foko sy ny fanahiko
K'izay fitondrana indray no harahiko
REF: Ry Tompoko, borahako eto Aminao
Tsy Mendrika aho, maro ny ota natao
Neniko re ny taloha, hifonako avokoa
Jesôsy ô mamindrà fo amiko
A/C: wtmthrg Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Satria Ianao no fualn mahafantatra ny tantarako
Tsy misy tsy fantatrao ny momban'ny tononkira.serasera.org fiainako
'Zay miafina ao am-po sy fisainako
REF: Ry Tompoko, borahako eto Aminao
Tsy Mendrika aho, maro ny ota natao
Neniko re ny taloha, hifonako avokoa
Jesôsy ô mamindrà fo amiko
2.Mivavaka Aminao aho Andriamanitra ô!
ô mba valio bqqfdkzh ny vavaka dia ho sambatra
Sasao madio ny foko sy ny fanahiko
K'izay fitondrana indray no harahiko
REF: Ry Tompoko, borahako eto Aminao
Tsy Mendrika aho, maro ny ota natao
Neniko re ny taloha, hifonako avokoa
Jesôsy ô mamindrà fo amiko
A/C: wtmthrg Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Link:
About this song
Artist : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyHits : 935
Likes : 2 Like
Created by : Sandosantos
Date : 22/05/2023 12:18
