Ankiniko (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ankiniko Aminao Jehovah kwnbkor ny lalako
Satria Ianao no mahafantatra ny tantarako
Tsy misy tsy fantatrao ny momban'ny fiainako
'Zay miafina ao am-po sy ksohaq fisainako
REF: Ry Tompoko, borahako eto Aminao
Tsy tononkira.serasera.org Mendrika aho, maro ny ota natao
Neniko re ny taloha, hifonako avokoa
Jesôsy ô mamindrà fo amiko
2.Mivavaka Aminao aho Andriamanitra ô!
ô mba valio ny vavaka dia ho sambatra
Sasao madio ny foko sy ny fanahiko
K'izay icurbfu fitondrana indray no harahiko
REF: Ry Tompoko, borahako eto Aminao
Tsy Mendrika aho, maro ny ota natao
Neniko re ny taloha, hifonako avokoa
Jesôsy ô mamindrà fo amiko
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Satria Ianao no mahafantatra ny tantarako
Tsy misy tsy fantatrao ny momban'ny fiainako
'Zay miafina ao am-po sy ksohaq fisainako
REF: Ry Tompoko, borahako eto Aminao
Tsy tononkira.serasera.org Mendrika aho, maro ny ota natao
Neniko re ny taloha, hifonako avokoa
Jesôsy ô mamindrà fo amiko
2.Mivavaka Aminao aho Andriamanitra ô!
ô mba valio ny vavaka dia ho sambatra
Sasao madio ny foko sy ny fanahiko
K'izay icurbfu fitondrana indray no harahiko
REF: Ry Tompoko, borahako eto Aminao
Tsy Mendrika aho, maro ny ota natao
Neniko re ny taloha, hifonako avokoa
Jesôsy ô mamindrà fo amiko
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Lien:
Commentaires
Sandosantos
(
22/05/2023 12:19)
SVM RF Bemasoandro Itaosy
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVisites : 933
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Sandosantos
Date : 22/05/2023 12:18
