Natory Tsy Hifoha (Ossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Natory, natory tsy hifoha
Ny fitiavako taloha
Eny, natao tsy ho faty
Izany, izany afo tao anaty
Kanjo, kanjo rano kely foana
Dia namono zgizypo ilay fitia
Ho foana ho doria
Izao sisa vetsovetso indraindray
Ao am-poko tsy miloaka anefa izay
nrbqnh Raha tanteraka hono mantsy ilay fikasana
kckpxo Nifanaovana tery tononkira.serasera.org am-piandohana
Natory, natory tsy hifoha
Ny fitiavako taloha
Eny, natao tsy ho faty
Izany, izany afo tao anaty
Kanjo, kanjo rano kely foana
Dia namono ilay fitia
Ho foana ho doria
A/C : Naly Rakotofiringa
Decca – 52001
Ny fitiavako taloha
Eny, natao tsy ho faty
Izany, izany afo tao anaty
Kanjo, kanjo rano kely foana
Dia namono zgizypo ilay fitia
Ho foana ho doria
Izao sisa vetsovetso indraindray
Ao am-poko tsy miloaka anefa izay
nrbqnh Raha tanteraka hono mantsy ilay fikasana
kckpxo Nifanaovana tery tononkira.serasera.org am-piandohana
Natory, natory tsy hifoha
Ny fitiavako taloha
Eny, natao tsy ho faty
Izany, izany afo tao anaty
Kanjo, kanjo rano kely foana
Dia namono ilay fitia
Ho foana ho doria
A/C : Naly Rakotofiringa
Decca – 52001
--------
Rohy:
