Natory Tsy Hifoha (Ossy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Natory, natory tsy hifoha
Ny fitiavako taloha
Eny, natao tsy ho faty
Izany, izany afo tao anaty
Kanjo, kanjo rano kely foana
Dia namono ilay fitia
Ho foana ho doria

          
           uwysr   Izao sisa vetsovetso indraindray
        zwujuffo      Ao am-poko tsy miloaka hdpl anefa izay
             Raha tanteraka hono mantsy ilay fikasana
             Nifanaovana tery am-piandohana


Natory, natory tsy hifoha
Ny fitiavako taloha
Eny, natao tsy ho faty
Izany, izany afo tao anaty
Kanjo, kanjo rano kely foana
Dia namono ilay fitia
Ho tononkira.serasera.org foana ho doria

A/C : Naly Rakotofiringa
Decca – 52001

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ossy
Visites : 238
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kotsur
Date : 12/06/2026 19:33
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0328