Natory Tsy Hifoha (Ossy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Natory, natory tsy hifoha
Ny fitiavako taloha
Eny, natao tsy ho faty
Izany, izany afo tao anaty
Kanjo, kanjo rano kely foana
Dia namono ilay fitia
Ho foana ho doria

          
    tononkira.serasera.org          Izao sisa vetsovetso indraindray
            gylb hzse  Ao am-poko tsy miloaka anefa izay
             Raha tanteraka hono mantsy ilay fikasana
             Nifanaovana tery am-piandohana


Natory, natory tsy hifoha
Ny fitiavako taloha
Eny, natao tsy ho fzcnz faty
Izany, izany afo tao anaty
Kanjo, kanjo rano kely foana
Dia namono ilay fitia
Ho foana ho doria

A/C : Naly Rakotofiringa
Decca – 52001

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ossy
Hits : 326
Likes : 0 Like
Created by : Kotsur
Date : 12/06/2026 19:33
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0689