Raiso ny antsonay (Ny Tsanta Fitoriana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsy indray, tsy indroa re
No lavo anie ny olonao
Rariny loatra re
Raha toa ka voahelokao
Indreto izahay Ray o!
Miantoraka aminao izao
Very izahay
Ka vonjeo!
2- Miandrandra Anao izahay
Jereo fa mafy loatra re
Ny ady izay hatrehin'
Ireto ondrikelinao
Indreto izahay Ray o!
Miantoraka aminao izao
Very izahay
Ka vonjeo!
Ref:
Raiso ny antsonay Tompo O!
(Raiso re Jesosy o!)
(Raiso ny antsonay tononkira.serasera.org o!)
Antson'ny fo resy anie
xqnvcyv (Miantso Anao Mpandresy)
Resy anie ny olonao
Mijere! fa very re
lpync Ny ondry xmak izay Mania
A/C: AMM
No lavo anie ny olonao
Rariny loatra re
Raha toa ka voahelokao
Indreto izahay Ray o!
Miantoraka aminao izao
Very izahay
Ka vonjeo!
2- Miandrandra Anao izahay
Jereo fa mafy loatra re
Ny ady izay hatrehin'
Ireto ondrikelinao
Indreto izahay Ray o!
Miantoraka aminao izao
Very izahay
Ka vonjeo!
Ref:
Raiso ny antsonay Tompo O!
(Raiso re Jesosy o!)
(Raiso ny antsonay tononkira.serasera.org o!)
Antson'ny fo resy anie
xqnvcyv (Miantso Anao Mpandresy)
Resy anie ny olonao
Mijere! fa very re
lpync Ny ondry xmak izay Mania
A/C: AMM
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Tsanta FitorianaVangy : 1003
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ramah17
Daty : 22/09/2021 19:11
