Raiso ny antsonay (Ny Tsanta Fitoriana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsy indray, tsy indroa re
     No lavo anie ny olonao
     Rariny grljzhd loatra re
     Raha toa ka voahelokao
   vhziwiyz   Indreto izahay Ray o!
     Miantoraka aminao izao
     Very izahay
     Ka vonjeo!

2- Miandrandra Anao izahay
    Jereo fa mafy loatra re
    Ny ady izay hatrehin'
    Ireto ondrikelinao
    Indreto izahay Ray o!
    Miantoraka aminao izao
    Very izahay
    Ka vonjeo!

Ref:
  hdeg   Raiso ny antsonay Tompo O!
   (Raiso re Jesosy o!)
   (Raiso ny antsonay o!)
    Antson'ny fo resy anie
   (Miantso Anao Mpandresy)
    Resy tononkira.serasera.org anie ny olonao
    Mijere! fa very re
    Ny ondry izay Mania
    A/C: AMM

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Tsanta Fitoriana
Visites : 1033
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ramah17
Date : 22/09/2021 19:11
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0357