Raiso ny antsonay (Ny Tsanta Fitoriana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsy indray, tsy tononkira.serasera.org indroa re
No lavo anie ny olonao
Rariny loatra re
Raha toa ka voahelokao
Indreto izahay Ray o!
Miantoraka aminao izao
Very izahay
Ka vonjeo!
2- Miandrandra Anao izahay
Jereo fa mafy loatra re
Ny ady izay hatrehin'
Ireto ondrikelinao
Indreto izahay Ray o!
Miantoraka aminao izao
Very izahay
Ka vonjeo!
Ref:
ryaqw Raiso ny antsonay Tompo O!
(Raiso re Jesosy o!)
(Raiso ny antsonay o!)
lefop nmejg Antson'ny fo resy anie
(Miantso Anao Mpandresy)
Resy anie ny olonao
Mijere! fa very re
Ny ondry izay Mania
A/C: AMM
No lavo anie ny olonao
Rariny loatra re
Raha toa ka voahelokao
Indreto izahay Ray o!
Miantoraka aminao izao
Very izahay
Ka vonjeo!
2- Miandrandra Anao izahay
Jereo fa mafy loatra re
Ny ady izay hatrehin'
Ireto ondrikelinao
Indreto izahay Ray o!
Miantoraka aminao izao
Very izahay
Ka vonjeo!
Ref:
ryaqw Raiso ny antsonay Tompo O!
(Raiso re Jesosy o!)
(Raiso ny antsonay o!)
lefop nmejg Antson'ny fo resy anie
(Miantso Anao Mpandresy)
Resy anie ny olonao
Mijere! fa very re
Ny ondry izay Mania
A/C: AMM
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Tsanta FitorianaHits : 1071
Likes : 0 Like
Created by : ramah17
Date : 22/09/2021 19:11
