Faly ravo re (Ny Tsanta Fitoriana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Faly ravo re! ny fanahiko
Nohon'ny halehiben'
Ny fitiavanao ry Mpamonjiko
Misaotra re!
Fa navelanao
Re ny otako
Ireto ondrinao
Tretrika tokoa
Ka!

ref: Hira fiderana
No entinay misaotra Anao
Ka miventy Hosana
Voninahitra ho Anao
Ry Jesosy o!
Mpanjakan'ireo mpanjaka

2- O mba raiso re! ry Jesosy o
Ho fanatitra
Izato hira vao, izay alototro ho Anao
Ho fideràna
Inty re ny foko
Raiso ho Anao
N'inona hitranga
Tsisy toa Anao
Ka!

A/C: Andrianandrasana Mbola Mahenina (AMM)
--------
Lien: https://tononkira.serasera.org/hira/ny-tsanta-fitoriana/faly-ravo-re
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Tsanta Fitoriana
Visites : 568
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ramah17
Date : 09/09/2019 15:37
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.0855