You are here: home > Tononkira > Ny Tsanta Fitoriana

Mifona (Ny Tsanta Fitoriana)

https://tononkira.serasera.org/hira/ny-tsanta-fitoriana/mifona

Mifona aminao 'zahay
Ry Jeso be indrafo
Fa mpanota, tsy mendrika
Hiantso ny anaranao

Ref: Ireo zavatra tsy nety
       Izay nandaniako andro
       Avelako, tsy hataoko
       Ary tsy hitononkira.serasera.orgverenako
       Ka dia manomboka izao
       Hitory ny anaranao
       Koa tafio, ny hery Jeso
       Mba tsy ho solafaka

2- Na dia maditra izahay
Raiso mba ho zanakao
Mifona aho Ray, mangataka
Fa anio hiova izahay

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny Tsanta Fitoriana
Mpamaky : 262
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : ramah17
Tamin'ny : 02/09/2019 15:50:50
ID : 12025

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo