You are here: home > Tononkira > Ny Tsanta Fitoriana

Misaotra Anao (Ny Tsanta Fitoriana)

1- Misaotra Anao Jesosy o!
    Lehibe ny fitiavanao
    Ianao no nahatoy izao anay
    Ka tratra ity andro iray
    Fidianao indray izahay
    Ho mpianatrao mandrakizay
    Hanambara ny Filazantsara
    Ho an'izao tontolo izao

Ref: Nomenao ihany koa
       Ilay teny masina soa:
       "Hoe mandehana ianareo ka ambarao
       Fa Jesosy no
       Fahazavantononkira.serasera.org'izao tontolo rehetra izao"
       F'izay manaraka Azy tsy mba handeha
       Amin'ny haizina

2- Ianareo ihany koa
    No fanasin'ny tany
    Fahazavan'izao tontolo izao
    Matokia ka handeha mitoria

Ref:

3- Jesosy รด apetrakay
    Izao asa fitoriana izao
    Raha ny herinay tsy hahavita izao
    Raiso izao vavaka izao
    Jesosy o!

A/C: Herinjanahary Tovo Ernest (HTE)
      

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny Tsanta Fitoriana
Mpamaky : 60
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : ramah17
Tamin'ny : 09/09/2019 15:37:04
ID : 12042

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo