You are here: home > Tononkira > Ny Tsanta Fitoriana

Tompo ô! Vonjeo ity nosinay (Ny Tsanta Fitoriana)

https://tononkira.serasera.org/hira/ny-tsanta-fitoriana/tompo-vonjeo-ity-nosinay

Ref: Tompo ô Vonjeo
       Ity nosinay fa mijaly
       Afao ny gadranay Jesosy ô!
       Vonjeo!

1- Tompo Zanahary
    Mitalaho aminao
    Izahay Malagasy
    Nohon'ny fahoriana
         Eo ny haratsiana
         Eo ny fahantrana
         Tsiky dia ampyTompo o Jereo re!
         Ity nosinay

2- Mino Anao izahay
    Fa momba anay Ianao
    Andry iankinanay
    Ho mandrakizay
          Aoka ho eo ambany
          Elatrao ity Nosy
          Madagasikara
          Tanindrazanay

A/C: Andrianandrasana Mbola Mahenina (AMM)

Hametraka hevitra

Midira aloha