Mandrakizay (Great is thy Faithulness) (Ny Tsanta Fitoriana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso; aza adinoNa dia maty aza velona foana
Izy; aza adino
Fa Mpanjaka sy tompon'ny fotoana
1- Onjam-piainana
Mahavaky loha
Raha hitarainana
Mahabe fo,
Apetraho Aminy
Ny momba anao
Fa hainy avokoa
Ny fiainanao
Ref:Jeso Fitiavana
Jeso Fitiavana
Mpamonjy antsika
Ka derao izao
Mitomandavana
Ny momba anao
Fa hainy avokoa
Ny fiainanao
2- Mbola hihaona indray
Any an-danitra
Isika rahatrizay
Miala eto an-tany
Ka mivavaha ianao
Isaory ny Ray
Jeso fiainana
Mandrakizay
Parole Malagasy: Herinjanahary Tovo Ernest
Compositeur: William M. Runyan
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Tsanta FitorianaVangy : 760
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ramah17
Daty : 02/09/2019 17:50