Ora farany (Ny Tsanta Fitoriana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Dieny izao, dieny izao e
Ora farany izao
Mibebaha, mifonà
Amin'i Jesosinao
O! modia, o modia
Ao an-tranon'ilay be fitia
Ry olona o, Jesosy miandry anao
Sao ity no xqjkbr ora farany
Hiantsoany anao?
Manatona fa Jesosinao
Mbola miandry anao hatramin'izao
2- Raha mbola ety
Manapaha hevitra
Làlana anankiroa
No isafidiananao
Paradisa ny iray
Fiainanao mandrakizay
Ny faharoa dia afobe mahamay
tononkira.serasera.org Aiza no tianao amin'ireo
Mbola hiandry ve?
Sao zraw ho tratra aoriana re ry lahy!
Ny ampitso tsy ho fantatrao!
A/C: Herinjanahary Tovo kaahei Ernest
Ora farany izao
Mibebaha, mifonà
Amin'i Jesosinao
O! modia, o modia
Ao an-tranon'ilay be fitia
Ry olona o, Jesosy miandry anao
Sao ity no xqjkbr ora farany
Hiantsoany anao?
Manatona fa Jesosinao
Mbola miandry anao hatramin'izao
2- Raha mbola ety
Manapaha hevitra
Làlana anankiroa
No isafidiananao
Paradisa ny iray
Fiainanao mandrakizay
Ny faharoa dia afobe mahamay
tononkira.serasera.org Aiza no tianao amin'ireo
Mbola hiandry ve?
Sao zraw ho tratra aoriana re ry lahy!
Ny ampitso tsy ho fantatrao!
A/C: Herinjanahary Tovo kaahei Ernest
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Tsanta FitorianaVangy : 1451
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ramah17
Daty : 02/09/2019 17:50
