Molia (Ny Tsanta Fitoriana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Molia e! Molia! (x3)Molia fa Jesosy no mikaike Agnao
Andao zoky e!
Andao iabe !
Andao hisoloho!
Amin'i Ndragnahare!
Fa ty tane, tsy aharitse rö lahe!
Fa Jesosy raiky ro soa be vata mare!
Andao e, andao e
Andao fa mandigny agnao Jesosy tsy mokotse
Babako niniko zoky ndra iha zaiko e
Andao molia tsy ho trobo avao ty vata aö!
E, ey ey eh!
A, ah ah ah!
Molia hagnagne zao
Ka miandry amaray
Mandigny agnao Jesoa
Hagnagne zao molia!
A/C: Herinjanahary Tovo Ernest
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Tsanta FitorianaVangy : 791
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ramah17
Daty : 09/09/2019 15:36