Haleloia ho Anao (Ny Tsanta Fitoriana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Haleloia, Haleloia ho Anao
Mihobia, Jesoa teraka indray ho anao!

1- Vaovao mahafaly no entinay izao
Ilay Jesosy zaza no teraka anio
Avy hamonjy ny olony
O mifalia
O mihobia
Fa teraka ny Mesia

2- Tao Betleheman'i Jodia
No nahaterahan'ilay Kristy
Ny vilona no nandriany
Ka mihobia
O mifalia
Fa teraka Jesosy

A/C: Andrianandrasana Mbola Mahenina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Tsanta Fitoriana
Vangy : 1515
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ramah17
Daty : 11/12/2018 11:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0739