Raiso aho (Ny Tsanta Fitoriana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
RAISO AHO
And1:
Tao andavaka aho vhnpwnlw nitomany
Niosom-bovoka tsy hay jerena izato tavako
Ny ranomasoko nirotsaka aoka izany
Tsy naloam-peo ny vavako
Raha mbola niadana aho
Tsy nandray ireo fampianarana ny didinao fa
Nahatoky harem-be (very aho, very aho)
Tsy ho lany ritra ho mandrakizay (Ho mandrakizay)
Indrisy izao mahantra tononkira.serasera.org re
Raiso aho e, ho any aminao Ry Ray
And2:
Miandrandra Anao ry Mpamonjy
Mba hanaisotra aty amiko 'zao fahalotoako izao
Menatra aho tsy mahabanjina ny tavanao
Mifona aho fa diso Jesoa tia
Nanao ny tsy marina aho
Sy nahafoy ny fiombonan'ny olona masina, Jesosy o
Inty hiverina aho (Raiso aho, raiso aho)
Nanenenako ny lasako eklpfcx (Ireo lasako)
Tantano tsy ho solafaka aho
Mifona aho, he, mamelà ry Tompo
And3:
Aza mahafoy ahy ry Fanahy
Na hanalavitra iray segondra ity mpanota ity
Fa ampianaro aho hitandrina ny didinao
Mba tsy hanotako aminao
Meteza re handray ahy indray mba ho isan'ireo
Zay atao hoe zanakao, Ray ô
Miantoraka aminao (Raiso aho, raiso aho)
Ity mpanota wrmk nandao Anao (Nandao Anao )
Fa vonona hibebaka aho
Inty aho e, hibebaka indray aho
ROAN SHERZO

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Tsanta FitorianaVisites : 10
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : SHERZO
Date : 08/08/2026 20:56