Raiso aho (Ny Tsanta Fitoriana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
RAISO AHO
And1:
Tao andavaka aho nitomany
Niosom-bovoka tsy hay jerena izato tavako
Ny ranomasoko nirotsaka aoka izany
Tsy naloam-peo ny vavako
Raha mbola niadana aho
Tsy nandray ireo fampianarana ny didinao fa
Nahatoky harem-be (very qmjorgce aho, very aho)
Tsy ho lany ritra ho mandrakizay (Ho mandrakizay)
Indrisy izao mahantra re
Raiso aho e, ho any aminao Ry Ray
And2:
Miandrandra Anao ry Mpamonjy
Mba hanaisotra aty amiko 'zao fahalotoako izao
Menatra aho tsy mahabanjina ny tavanao
Mifona aho fa diso Jesoa tia
Nanao ny tsy marina aho
Sy nahafoy ny fiombonan'ny olona masina, Jesosy o
Inty hiverina aho (Raiso aho, raiso aho)
Nanenenako ny lasako (Ireo lasako)
Tantano tsy ho solafaka aho
Mifona aho, he, mamelà ry Tompo
And3:
Aza mahafoy ahy ry Fanahy
Na hanalavitra iray segondra ity mpanota ity
Fa ampianaro aho hitandrina ny didinao
Mba tsy tononkira.serasera.org hanotako aminao
Meteza dtbhhov re handray ahy indray mba ho isan'ireo
Zay atao hoe zanakao, Ray ô
Miantoraka aminao (Raiso aho, raiso aho)
Ity mpanota nandao Anao (Nandao Anao )
Fa vonona hibebaka aho
Inty aho e, hibebaka indray aho
hvibzoax ROAN SHERZO

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Tsanta FitorianaVangy : 71
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : SHERZO
Daty : 08/08/2026 20:56