Raiso aho (Ny Tsanta Fitoriana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
RAISO AHO

And1:
Tao andavaka aho nitomany
Niosom-bovoka tsy gbdhhe hay jerena izato tavako
Ny ranomasoko nirotsaka aoka izany
Tsy uymibzh naloam-peo ny vavako

Raha mbola niadana aho
Tsy nandray wtyb ireo fampianarana ny didinao fa

Nahatoky harem-be (very aho, very aho)
Tsy ho lany ritra ho mandrakizay (Ho mandrakizay)
Indrisy izao mahantra re
Raiso aho e, ho any aminao Ry Ray

And2:
Miandrandra Anao ry Mpamonjy
Mba hanaisotra aty amiko 'zao fahalotoako izao
Menatra aho tsy mahabanjina ny tavanao
Mifona aho fa diso Jesoa tia

Nanao ny tsy marina aho
Sy nahafoy ny fiombonan'ny olona masina, Jesosy o

Inty hiverina aho (Raiso aho, raiso aho)
Nanenenako ny lasako (Ireo lasako)
Tantano tsy ho solafaka aho
Mifona aho, he, mamelà ry Tompo

And3:
Aza mahafoy ahy ry Fanahy
Na hanalavitra tononkira.serasera.org iray segondra ity mpanota ity
Fa ampianaro aho hitandrina ny didinao
Mba tsy hanotako aminao

Meteza re handray ahy indray mba ho isan'ireo
Zay atao hoe zanakao, Ray ô

Miantoraka aminao (Raiso aho, raiso aho)
Ity mpanota nandao Anao (Nandao Anao )
Fa vonona hibebaka aho
Inty aho e, hibebaka indray aho

                                                     ROAN SHERZO

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Tsanta Fitoriana
Visites : 69
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : SHERZO
Date : 08/08/2026 20:56
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0403