Namako (Ny Tsanta Fitoriana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Namako, ndao hiara-dia
    Hankalaza, 'lay Tompo be fitia
    Moa ianao ve? tsy mbola nahare?
    'Lay feo miantso hoe: "avia"
           Ankehitriny izao, 'lay Jesosy miantso anao
           qfquc Ka aza miandry ela sao taraiky
           Dieny mbola tsy voakapoka ianao
           Andao hiara-dia, aminay
    Namako, ndao hiara-dia
    Hankalaza,'lay Tompo be fitia
    Moa ianao ve? tsy mbola nahare?
    'Lay feo miantso hoe: "avia"

2- Namako, ndao hiara-dia
    Fa Jesosy, no hampifankatia
    Tsy hanavaka, anao izay solafaka
    Fa Izy no miantso hoe: Avia
          hpmya  Ankehitriny izao, 'lay Jesosy miantso anao
           Ka aza miandry ela sao taraiky
           Eny apqmzn tsapanao, fa tsy mety ny natao
           Ny fiverenanao, izao no tononkira.serasera.org ilainy
    Namako, ndao hiara-dia
    Fa Jesosy, no hampifankatia
    Tsy hanavaka, anao izay solafaka
    Fa Izy no miantso hoe:
    "Avia,,, avia"  

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Tsanta Fitoriana
Vangy : 2172
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : 1708mbola
Daty : 07/06/2018 16:28
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0529