You are here: home > Tononkira > Ny Tsanta Fitoriana

Izao hita maso izao (Ny Tsanta Fitoriana)

1- Raha ny fiainana eto an-tany
    Toy ny voninkazo soa
    Ny maraina manjopika fa
    Ny hariva dia milofika
        Tadidio f'izao, hita maso izao
         Ho potika avokoa
         Indrisy o
         Fa Jesosy irery no
         Fiainana tsy mba mety lo

2- Raha nyTsiky dia ampy fianantsika indray
    Toa tsy te hiala ety
    Nefa izao no tsarovy fa
    Mpandalo sy mpivahiny ety
          K'aza dia sodoka ny rendrarendra
          Modia fa ampy izay
          Modia!
          Jeso Tompo miantso anao
          Hanome fiainam-baovao

A/C: Herinjanahary Tovondrainy Ernest

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny Tsanta Fitoriana
Mpamaky : 122
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : ramah17
Tamin'ny : 09/09/2019 15:36:56
ID : 12044

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo