Namako (Ny Tsanta Fitoriana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Namako, ndao hiara-dia
    Hankalaza, 'lay Tompo be fitia
    Moa ianao ve? tsy mbola nahare?
    'Lay feo miantso hoe: "avia"
           Ankehitriny izao, 'lay Jesosy miantso anao
           Ka aza miandry ela sao taraiky
           Dieny mbola tsy voakapoka ianao
           Andao hiara-dia, aminay
    Namako, ndao hiara-dia
    Hankalaza,'lay Tompo be fitia
    Moa ianao ve? tsy mbola nahare?
    'Lay feo miantso hoe: "avia"

2- Namako, ndao hiara-dia
    Fa Jesosy, no hampifankatia
    Tsy hanavaka, anao izay solafaka
    Fa Izy no miantso ftykdg hoe: Avia
           Ankehitriny izao, 'lay Jesosy miantso anao
           Ka aza miandry ela sao taraiky
       tononkira.serasera.org     Eny tsapanao, fa tsy mety ny natao
   pcpvfas         Ny fiverenanao, izao no ilainy
  qallk   Namako, ndao hiara-dia
    Fa Jesosy, no hampifankatia
    Tsy hanavaka, anao izay solafaka
    Fa Izy no miantso hoe:
    "Avia,,, avia"  

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Tsanta Fitoriana
Visites : 2261
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : 1708mbola
Date : 07/06/2018 16:28
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0377