'Lay rà nanavotana (Ny Tsanta Fitoriana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'LAY RÀ NANAVOTANA
Mifalia fcybaf sy mihobia ka derao Jesosa Kristy
Ilay namonjy anao ho afa-pahotana
Fo madio sy vaovao no indro efa nomeny anao
Tamin'ny alàlan'ny Fanahy Masina.
Refrain :
Ny rà izay nalatsaka dia fanavotana maharitra
Mandrakizay doria
Hahazon'ny mino antoka fa tononkira.serasera.org tsy foana
Ny teny faminaniana
Bridge :
Masina Tomponao,
Mendrika homena ny dera ny haja, ary (voninahitra) x2
Duo : Soprano + Bass
Nitsangana nrnvh Izy
Resiny ny fasana
Arak'izay voasoratra
i Jesoa Kristy
Chœur :
Voninahitra
Fiadanana
Ho ety an-tany
Ho an'ny olona
Ràny soa sy sarobidy izay tena lafo vidy
No nandiovany ireo tsy fahamendrehana
Rà an'Ilay Zanank'ondry manavao sy manafotsy
ny fo lotika sy rakotr'ota
yicyxsk ROAN SHERZO

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Tsanta FitorianaHits : 76
Likes : 0 Like
Created by : SHERZO
Date : 08/08/2026 21:19