'Lay rà nanavotana (Ny Tsanta Fitoriana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'LAY RÀ NANAVOTANA

Mifalia sy mihobia ka derao Jesosa Kristy
Ilay namonjy anao ho afa-pahotana
Fo madio sy vaovao no indro efa nomeny anao
Tamin'ny alàlan'ny Fanahy Masina.

Refrain :
Ny rà izay nalatsaka dia fanavotana maharitra
Mandrakizay doria
Hahazon'ny mino antoka fa tsy foana
Ny teny faminaniana

Bridge :
Masina Tomponao,
Mendrika homena ny dera ny haja, ary (voninahitra) x2

Duo : Soprano + Bass
Nitsangana Izy
Resiny ny fasana
Arak'izay voasoratra
i Jesoa Kristy

Chœur :
Voninahitra
Fiadanana
Ho ety an-tany
Ho an'ny olona

Ràny soa sy sarobidy izay tena lafo vidy
No nandiovany ireo tsy fahamendrehana
Rà an'Ilay Zanank'ondry manavao sy manafotsy
ny fo lotika sy rakotr'ota

                    tononkira.serasera.org   efcjxfo xywfdi                sthwq           ROAN SHERZO

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Tsanta Fitoriana
Hits : 10
Likes : 0 Like
Created by : SHERZO
Date : 08/08/2026 21:19
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0701