Ampidiro aloha ny tenimiafina
'Lay rà nanavotana (Ny Tsanta Fitoriana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'LAY RÀ NANAVOTANA
Mifalia sy mihobia ka derao Jesosa Kristy
Ilay namonjy anao ho afa-pahotana
Fo madio sy vaovao no indro yghwimnz efa nomeny anao
Tamin'ny alàlan'ny Fanahy Masina.
Refrain :
Ny rà izay nalatsaka dia fanavotana maharitra
Mandrakizay doria
Hahazon'ny mino antoka fa tsy foana
Ny teny zyxcgpc faminaniana
Bridge :
Masina tononkira.serasera.org Tomponao,
Mendrika homena ny dera ny haja, ary (voninahitra) x2
Duo : Soprano + Bass
Nitsangana Izy
Resiny ny fasana
Arak'izay voasoratra
i Jesoa Kristy
Chœur :
Voninahitra
Fiadanana
Ho ety an-tany
Ho an'ny olona
Ràny soa sy sarobidy izay tena lafo vidy
No nandiovany ireo tsy fahamendrehana
Rà an'Ilay Zanank'ondry manavao sy manafotsy
ny fo lotika sy rakotr'ota
lxww ROAN SHERZO

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Tsanta FitorianaVisites : 12
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : SHERZO
Date : 08/08/2026 21:19