Asakasakao (Ny Tsanta Fitoriana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Asakasakao, izay tsy handray
Ny tenin'Andriamanitra nrdawteg izay torianay e
Tonga eto ianao, mandre izao hira izao
Mba ilazao koa ireo namanao
Miantso anao anio Jesosy tia
uzjirqvh Mibitsika ao am-ponao ao hoe modia
Ry miasa fatratra sy mavesatra entana
Avia omeko fitsaharana!
Ref:Avia hanaraka ahy ry ondry nania
Ny hoe andraso aloha; tsy mba fanao
Asakasakao izay manamafy fo
Ny anjaranay: manambara hatrany fa tsara Jesoa
2- Ho aiza anefa moa izato ianao
Raha tonga tampoka ilay andro farany
Ho avy Jesoa tia, hitsara ahy sy anao
Ka aza lavinao, izao antso izao
Ireo asa izay natao tety
No hitsarana anao rehefa hatrary
zzkyt Nanao ny tsara moa dia raisin'i Jesoa
tononkira.serasera.org Raha ratsy vitanao, miova dieny izao
A/C: Herinjanahary Tovondrainy Ernest
Ny tenin'Andriamanitra nrdawteg izay torianay e
Tonga eto ianao, mandre izao hira izao
Mba ilazao koa ireo namanao
Miantso anao anio Jesosy tia
uzjirqvh Mibitsika ao am-ponao ao hoe modia
Ry miasa fatratra sy mavesatra entana
Avia omeko fitsaharana!
Ref:Avia hanaraka ahy ry ondry nania
Ny hoe andraso aloha; tsy mba fanao
Asakasakao izay manamafy fo
Ny anjaranay: manambara hatrany fa tsara Jesoa
2- Ho aiza anefa moa izato ianao
Raha tonga tampoka ilay andro farany
Ho avy Jesoa tia, hitsara ahy sy anao
Ka aza lavinao, izao antso izao
Ireo asa izay natao tety
No hitsarana anao rehefa hatrary
zzkyt Nanao ny tsara moa dia raisin'i Jesoa
tononkira.serasera.org Raha ratsy vitanao, miova dieny izao
A/C: Herinjanahary Tovondrainy Ernest
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Tsanta FitorianaVangy : 1221
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ramah17
Daty : 09/09/2019 15:36
