Ampidiro aloha ny tenimiafina
Asakasakao (Ny Tsanta Fitoriana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Asakasakao, izay tsy handray
Ny tenin'Andriamanitra izay torianay e
Tonga eto ianao, mandre izao hira izao
Mba ilazao koa ireo namanao
Miantso anao anio Jesosy tia
Mibitsika ao am-ponao ao hoe modia
tononkira.serasera.org Ry miasa fatratra sy mavesatra entana
Avia omeko fitsaharana!
Ref:Avia hanaraka ahy ry ondry nania
Ny hoe andraso aloha; tsy sehobw mba fanao
Asakasakao izay manamafy fo
Ny anjaranay: manambara hatrany fa tsara Jesoa
2- Ho aiza anefa moa izato ianao
Raha tonga tampoka ilay andro farany
isbhivq Ho avy Jesoa tia, hitsara ahy sy mcpyow anao
Ka aza lavinao, izao antso izao
Ireo asa izay natao tety
No hitsarana anao rehefa hatrary
Nanao ny tsara moa dia raisin'i Jesoa
Raha ratsy vitanao, miova dieny izao
A/C: Herinjanahary Tovondrainy Ernest
Ny tenin'Andriamanitra izay torianay e
Tonga eto ianao, mandre izao hira izao
Mba ilazao koa ireo namanao
Miantso anao anio Jesosy tia
Mibitsika ao am-ponao ao hoe modia
tononkira.serasera.org Ry miasa fatratra sy mavesatra entana
Avia omeko fitsaharana!
Ref:Avia hanaraka ahy ry ondry nania
Ny hoe andraso aloha; tsy sehobw mba fanao
Asakasakao izay manamafy fo
Ny anjaranay: manambara hatrany fa tsara Jesoa
2- Ho aiza anefa moa izato ianao
Raha tonga tampoka ilay andro farany
isbhivq Ho avy Jesoa tia, hitsara ahy sy mcpyow anao
Ka aza lavinao, izao antso izao
Ireo asa izay natao tety
No hitsarana anao rehefa hatrary
Nanao ny tsara moa dia raisin'i Jesoa
Raha ratsy vitanao, miova dieny izao
A/C: Herinjanahary Tovondrainy Ernest
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Tsanta FitorianaHits : 1224
Likes : 1 Like
Created by : ramah17
Date : 09/09/2019 15:36
