Rehefa tia (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Be dia be ny adin-tsaina rehefa tia
Mitebiteby miferinaina rehefa tia
Kivikivy indraindray, velombolo rehefa injay
Ny olon-tiana no fyaob mibaboka fa tia
Tsy tambazana harena tononkira.serasera.org ny fitia
Tsy midika ho faharesena ny mitia
Na trano bongo aza! rehefa tia rehefa tia
Dia mampiova ny fiainana ho mkgqca fy
Fiv:
Ka nahoana moa isika raha miombona fitia
Maninona ary isika moa e! raha mifankatia?
Dia hiaraka eny isika raha izany no tianao
Hiaraka eny foanafoana raha tianao
Ny fihetsikao rehetra rehefa tia
Entinao hambabo ahy mba ho tia
Io fijerinao io aza rehefa tia x2
Manambara fa tia ahy tena tia
Safosafo, teny mamy rehefa tia
Mifandefitra dwuhgkr hatrany rehefa tia
Orokoroka mamy be, tambitamby be dia be
Tia anao aho, tia anao e, tena tia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny NanaharyVangy : 11362
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ntsoa
Daty : 30/11/2004 03:07
