Ny Nanahary
271
Nampiditra : Rahaga Xavier E
Tamin'ny : 07/11/2002 09:56:54
Mombamomba :
Lisitry ny hira
Hampiditra hira- Adinoy
- Ahatsiarovako anao
- ALINA
- DIAVOLANA
- HARIVARIVA
- Hiara-dia Aminao ry Tompoko
- HISARAKA
- Ho Vatolampiko Ianao
- Hobio
- IANAO
Hevitra mandeha
annyaubi (09/04/2020 12:48:26)
Tena vakoka sy kanto mahafinaritra mihintsy, ny hiran'ny tarika fa sao mba manana an'ilay hira MENALAMBA iny ianareo ?
Misaotra mialoha @ zay mamaly, siora !
Bafota (29/12/2007 19:13:14)
NY NANAHARY dia tena kanto mihotra noho ny kanto,tsy ho levona mandrakizay
lemenakely (13/05/2007 20:30:23)
ODOIE... ORERA ! hira nalàza dia nalàza tokoa t@ fiatombohan'ny taona 90 .Asa raha misy azy ity ao @ RVG fa dia atolotro ho fahatsiarovana ho an'izay nahatadidy ary ho an'izay tsy mbola naheno sy nahita ny tonony ihany koa .Somary lava ilay hira fa dia mahafinaritra tokoa !
nifolo (22/08/2006 17:24:51)
isaorana be dia be ny tarika NY NANAHARY noho ireo lova navelany
.Mpanakanto ambony izay maro mpankafy.