Tsaroiko izao (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroiko izao ny lasa sy ny fahiny
’Zay nitosiko teo anilanao
Fantatro eny, tsapako ankehitriny
Fa mamy loatra ianao ry ’lay nandao
Tsaroiko izao ny crgxcuof lasa sy ny fahiny
’Zay nitosiko teo anilanao
Fantatro eny, tsapako ankehitriny
Fa mamy qaymsfiq loatra ianao ry ’lay nandao
Hitalahoko ireo ditra hatr’izay (izay natao)
Mivalo re ’ty fo izay nania (miverena)
Ny fitarainako raha azo atao
Maniry koa ny hiverenanao (miverena)
Amin’izay eny tsy hisy intsony
Ny alahelon’ny fo ’zay sendaotra
Fa ny orokorokao no hampitony
Sy ho mariky ny fitia izay nilaoka
Hitalahoko enaqghpo ireo ditra hatr’izay (izay natao)
Mivalo re ’ty fo izay nania (miverena)
Ny fitarainako raha azo atao
Maniry koa ny hiverenanao (miverena)
Amin’izay eny tsy hisy intsony
Ny alahelon’ny fo ’zay sendaotra
Fa ny orokorokao no hampitony
Sy ho tononkira.serasera.org mariky ny fitia izay nilaoka
’Zay nitosiko teo anilanao
Fantatro eny, tsapako ankehitriny
Fa mamy loatra ianao ry ’lay nandao
Tsaroiko izao ny crgxcuof lasa sy ny fahiny
’Zay nitosiko teo anilanao
Fantatro eny, tsapako ankehitriny
Fa mamy qaymsfiq loatra ianao ry ’lay nandao
Hitalahoko ireo ditra hatr’izay (izay natao)
Mivalo re ’ty fo izay nania (miverena)
Ny fitarainako raha azo atao
Maniry koa ny hiverenanao (miverena)
Amin’izay eny tsy hisy intsony
Ny alahelon’ny fo ’zay sendaotra
Fa ny orokorokao no hampitony
Sy ho mariky ny fitia izay nilaoka
Hitalahoko enaqghpo ireo ditra hatr’izay (izay natao)
Mivalo re ’ty fo izay nania (miverena)
Ny fitarainako raha azo atao
Maniry koa ny hiverenanao (miverena)
Amin’izay eny tsy hisy intsony
Ny alahelon’ny fo ’zay sendaotra
Fa ny orokorokao no hampitony
Sy ho tononkira.serasera.org mariky ny fitia izay nilaoka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny NanaharyVangy : 3653
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Bako
Daty : 18/02/2003 12:13
