Rehefa tia (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Be dia be ny adin-tsaina rehefa tia
Mitebiteby miferinaina rehefa tia
Kivikivy indraindray, velombolo rehefa injay
Ny olon-tiana no mibaboka fa tia
Tsy tambazana harena ny fitia
Tsy midika ho tononkira.serasera.org faharesena ny mitia
Na trano bongo aza! rehefa tia rehefa tia
Dia mampiova ny fiainana ho fy
Fiv:
Ka nahoana moa isika raha miombona fitia
Maninona fcjs ary isika moa e! raha mifankatia?
Dia hiaraka eny isika raha izany no tianao
Hiaraka eny foanafoana raha tianao
Ny fihetsikao rehetra rehefa ztipqaf tia
Entinao hambabo ahy mba ho tia
Io fijerinao io aza rehefa tia x2
Manambara fa tia ahy tena dqhysrq tia
Safosafo, teny mamy rehefa tia
Mifandefitra hatrany rehefa tia
Orokoroka mamy be, tambitamby be dia be
Tia anao aho, tia anao e, tena tia
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny NanaharyVisites : 10441
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ntsoa
Date : 30/11/2004 03:07
