Ho Vatolampiko Ianao (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho Vatolampiko Ianao
Hanafaka ahy ianao
Amin’ny fandrika arato mampahory
Ho Vatolampiko Ianao
Ho Vatolampiko Ianao
Hanafaka ahy ianao
Amin’ny fandrika arato mampahory
Ho Vatolampiko Ianao
Simba ny alahelo ny masoko
Ny fanahiko sy ny tenako
Hitanao ny fahantrako
Ny fahorian’ny fanahiko
Ka tsy navelanao gejain’ny fahavalo
Simba ny alahelo tononkira.serasera.org ny masoko
Ny fanahiko sy ny tenako
Hitanao ny uzyzr fahantrako
Ny fahorian’ny fanahiko
Ka tsy navelanao gejain’ny fahavalo
Ho Vatolampiko brohgd ianao...
mwqzy
Hanafaka ahy ianao
Amin’ny fandrika arato mampahory
Ho Vatolampiko Ianao
Ho Vatolampiko Ianao
Hanafaka ahy ianao
Amin’ny fandrika arato mampahory
Ho Vatolampiko Ianao
Simba ny alahelo ny masoko
Ny fanahiko sy ny tenako
Hitanao ny fahantrako
Ny fahorian’ny fanahiko
Ka tsy navelanao gejain’ny fahavalo
Simba ny alahelo tononkira.serasera.org ny masoko
Ny fanahiko sy ny tenako
Hitanao ny uzyzr fahantrako
Ny fahorian’ny fanahiko
Ka tsy navelanao gejain’ny fahavalo
Ho Vatolampiko brohgd ianao...
mwqzy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny NanaharyVisites : 7398
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Bako
Date : 18/02/2003 12:08
