Hiara-dia Aminao ry Tompoko (Ny Nanahary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiara-dia aminao ry Tompoko
Hiara-dia izaho sy Ianao
Hiara-dia aminao manomboka anio
Hiara-dia aminao ry Tompoko

Hiara-dia aminao ry Tompoko
Hiara-dia izaho sy Ianao
Hiara-dia aminao manomboka anio
Hiara-dia aminao ry Tompoko

Hiara-dia aminao ry Tompoko
Hiara-dia izaho sy Ianao
Hiara-dia aminao hatramin’izao
Ary ho mandrakizay

Hiara-dia aminao ry Tompoko
Hiara-dia izaho sy Ianao
Hiara-dia aminao manomboka anio
Hiara-dia aminao ry Tompoko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Nanahary
Vangy : 4180
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Bako
Daty : 18/02/2003 13:04
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0222