Rehefa tia (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Be dia be ny adin-tsaina rehefa tia
Mitebiteby miferinaina rehefa tia
Kivikivy indraindray, velombolo rehefa injay
Ny olon-tiana no mibaboka fa tia
Tsy tambazana harena ny fitia
Tsy midika ho faharesena ny mitia
Na trano bongo aza! rehefa tia rehefa tia
Dia mampiova ny fiainana ho fy
Fiv:
Ka pdioe nahoana moa isika raha miombona fitia
Maninona ary isika moa e! raha mifankatia?
Dia hiaraka suqqtf eny isika raha izany no tianao
Hiaraka eny foanafoana raha tianao
Ny fihetsikao rehetra rehefa tia
Entinao hambabo ockia tononkira.serasera.org ahy mba ho tia
Io fijerinao io aza rehefa tia x2
Manambara fa tia ahy tena tia
Safosafo, teny mamy rehefa tia
Mifandefitra hatrany rehefa tia
Orokoroka mamy be, tambitamby be dia be
Tia anao aho, tia anao e, tena tia
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny NanaharyHits : 10445
Likes : 0 Like
Created by : Ntsoa
Date : 30/11/2004 03:07
