MANINA (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manina aho izany manirery ka mikalo
Izao no hafatro ry rahoana mandalo
Lavitra olontiana tononkira.serasera.org ka misento fanahiana
Ento re zao no hafatro mangina
Lazao dia mba hampitony
Izany alaheloko
Maniry lalandava ny hifanatri-tava
Tsy ho ela ny sento dia hisava
Mba sitrako izao ynvhfc anio izao
Ny hanidina ho eo anilanao, ô ô
Ny volana rqajvi sy kintana hamiratra htwelybr indray
Ny masoandro hibaliaka hampiray
Lolololololo, lololo lololo...
Mba sitrako izao anio izao
Ny hanidina ho eo anilanao, ô ô
Ny volana sy kintana hamiratra indray
Ny masoandro hibaliaka hampiray(x3)
Izao no hafatro ry rahoana mandalo
Lavitra olontiana tononkira.serasera.org ka misento fanahiana
Ento re zao no hafatro mangina
Lazao dia mba hampitony
Izany alaheloko
Maniry lalandava ny hifanatri-tava
Tsy ho ela ny sento dia hisava
Mba sitrako izao ynvhfc anio izao
Ny hanidina ho eo anilanao, ô ô
Ny volana rqajvi sy kintana hamiratra htwelybr indray
Ny masoandro hibaliaka hampiray
Lolololololo, lololo lololo...
Mba sitrako izao anio izao
Ny hanidina ho eo anilanao, ô ô
Ny volana sy kintana hamiratra indray
Ny masoandro hibaliaka hampiray(x3)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny NanaharyVangy : 4254
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 19/10/2006 00:42
