Noelin'ny kamboty (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref :
Ny noelinay ry zareo,
Ao an-trano bongo mangingina,
Tsy mba laoka vorontsiloza
Fa sosoa miampy kitoza.
Tanin’afo dia izay,
Rom-patsa miaro ohqlc sakay ;
Tsembotsemboka eo ry zandry
Fa tomany kosa ry zoky,
Tomany fa kamboty.
Mahatsiaro ireo andro fahiny mbola nisy an’Ikaky hitosiana,
’Zao anefa dia afaka ho aiza fa nilaozan’ny reny nitaiza
Gadon-kira atopan’ny alina no sisa mandrotsy ombieny.
Feom-baliha tinerin’ny sento no miritsoka mamelovelo,
Singanin’ny feon-dakolosy izay manaitra indray ny alahelo,
Hany abmszm hery ny fo ngolingoly manokatra ny Baiboly.
Raha mahita anay tsy miteny dia rvrpfsie mandroaka mena masoandro,
Nefa kosa mba tsarovy ihany fa kodiarana anie izany tany.
Raha anio izahay no tononkira.serasera.org tomany, ampitso mbola hifaly.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny NanaharyVangy : 17108
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pissoa
Daty : 03/10/2006 20:37