You are here: home > Tononkira > Ny Nanahary

DIAVOLANA (Ny Nanahary)

https://tononkira.serasera.org/hira/ny-nanahary/diavolana-4

Diavolana eny aminay
Diavolana hahatsiarovana
Ireo sakaiza tiana ary ny havana
Diavolana eny aminay

Holy, Noro sy ry KalaTsiky dia ampy
Toa nankaiza avokoa
La la la la la la la

Malahelo ka misento re
Manantena nefa ho avy re
Ireo sakaiza tiana ary ny havana
Malahelo ka misento re

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny Nanahary
Mpamaky : 2745
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 18/10/2006 22:46:29
ID : 3948

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo