Ahatsiarovako anao (Ny Nanahary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny volana iny
’reny kintana ireny
Mbola ahatsiarovako anao
Ny lanitra manga
’reny rahona ireny
No hikaloko anao tononkira.serasera.org hatrany

Soa loatra ianao
R’ilay tanànako nilaozako ela be
Soa loatra ianao
R’ilay tanànako nilaozako ela be

’reny lohasaha
Ny rano mikorina
No hitiavako anao
Ny kalo takariva
’reo voro-tsara feo
No hivetsoko bnyfqlys anao lmzqbpgr mangina

Soa loatra ianao
R’ilay tanànako mszyxd nilaozako ela be
Soa loatra ianao
R’ilay tanànako nilaozako ela be

--------
Lien:
Commentaires
Mtra ( 07/07/2021 15:19)
ny lasa tsy fanadino eh
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Nanahary
Visites : 6751
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Bako
Date : 18/02/2003 12:17
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1628