Zarao ny mazava (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Njao feo tononkira.serasera.org mitomany manohina ny fo
Voageja mijaly mahantra tokoa
Tsisy manambara ka maizina e !
ny Filazantsara mba tiany ho re !
Zarao ny mazava, zarao ny mazava
zarao ny mazava mba hanjaka ety ...
Ianao 'zay yrgadnj nomena sy efa nandre
Nandray famonjena meteza hanome
Torio fa Jesosy dia ho azy koa
Tetezo ny Nosy ylrahhgk handre avokoa
Jesosy Mpandresy jnaoxgp dia homba tokoa
Hanafy ny hery ka dia mijoroa
Fanahy hanazava sy hialoha anao
ka dia hampisava ny haizina ao
Voageja mijaly mahantra tokoa
Tsisy manambara ka maizina e !
ny Filazantsara mba tiany ho re !
Zarao ny mazava, zarao ny mazava
zarao ny mazava mba hanjaka ety ...
Ianao 'zay yrgadnj nomena sy efa nandre
Nandray famonjena meteza hanome
Torio fa Jesosy dia ho azy koa
Tetezo ny Nosy ylrahhgk handre avokoa
Jesosy Mpandresy jnaoxgp dia homba tokoa
Hanafy ny hery ka dia mijoroa
Fanahy hanazava sy hialoha anao
ka dia hampisava ny haizina ao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Feo MamatonalinaVangy : 625
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : H.A.J.
Daty : 11/02/2024 06:14
