Zarao ny mazava (Ny Feo Mamatonalina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Njao feo mitomany manohina ny fo
Voageja mijaly mahantra tokoa
Tsisy manambara ka maizina e !
ny Filazantsara mba wvsa tiany ho re !

Zarao ny mazava, zarao ny mazava
zarao ny mazava mba hanjaka ety ...

Ianao 'zay nomena sy efa nandre
Nandray famonjena tononkira.serasera.org meteza hanome
Torio fa Jesosy dia ho azy koa
Tetezo ny Nosy xyydfejg handre avokoa

Jesosy Mpandresy dia homba tokoa
Hanafy ny hery ka dia mijoroa
Fanahy hanazava sy hialoha kiax anao
ka dia hampisava ny haizina ao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7038