Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy mety mianina ny foko (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mety mianina ny foko
maniry ny Edena ary, fonenan-danitra
Misento lava manontany, moa misy mdoilsph fitsaharana
Kanefa indry fa tazana ny tany hitodiana
Misava izao ny rahona ka velon-koby izany fo
Fa tsinjoko ilay tanàna, Jerosalema - Jerosalema
Tanàna feno hatsarana
fonena-maha-sambatra miandry ahy koa
Ao tononkira.serasera.org Bethlehema Jesosy zaza
hitantana ahy hiditra ilay kintana mamiratra
mihiratra hitarika
Mitarika ny diako tsy misy mahasakana
na lavitra aza ny tanàna, Jerosalema - Jerosalema
Dia vita sary ao an-tsaina
ny endrikao fgls Jerosalema sy ny fiainana ao
Izao sahady dia tsapaiko ny fiadanana Aminao
Fanantenana velona no herin'ny fiainako
ka hoy indray ny hirako ety ampandehanana
raha mbola velona ny aiko
tsy hadinoiko qbxfglzk hianao Jerosalema - Jerosalema

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Feo MamatonalinaVangy : 635
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : H.A.J.
Daty : 12/03/2024 04:04