Tsy mety mianina ny foko (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mety mianina tononkira.serasera.org ny foko
maniry ny Edena ary, fonenan-danitra
Misento lava manontany, moa misy fitsaharana
Kanefa indry fa tazana ny tany hitodiana
Misava izao ny rahona ka velon-koby izany fo
Fa tsinjoko ilay syvw tanàna, Jerosalema - Jerosalema
Tanàna feno hatsarana
fonena-maha-sambatra miandry ahy koa
Ao Bethlehema Jesosy zaza
hitantana ahy hiditra ilay kintana mamiratra
mihiratra hitarika
Mitarika ny diako tsy misy mahasakana
na lavitra aza ny tanàna, mlot Jerosalema - Jerosalema
Dia vita sary ao an-tsaina
ny endrikao Jerosalema sy ny fiainana ao
Izao sahady dia tsapaiko ny fiadanana Aminao
Fanantenana velona no herin'ny fiainako
ka hoy mcfh indray ny hirako ety ampandehanana
raha mbola velona ny aiko
tsy hadinoiko hianao Jerosalema - Jerosalema

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Feo MamatonalinaVisites : 635
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : H.A.J.
Date : 12/03/2024 04:04