Feno toky (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feno toky ny fanahy tafatoetra eo Aminao
He tsy misy mampanahy fa Ianao dia rcyi tsy mandao
Tsy mba diso zava-tsoa izay mikambana Aminao
Tena tretrika tokoa ireo izay arovanao
Ao ny rivotra mahery, fitsapana mahamay
Nefa tsy miady irery raha Ianao no aminay
Tompo tsara zccgj o! vangio ny fanahy mitady Anao
Tehirizo ho madio lalandava ho Anao
Raisonao ny saotra, dera entinay manompo Anao
Fa ny vavaka ny hira ‘ndray ankinina Aminao
Isan'andininy tononkira.serasera.org :
Inona no mampahory, raha axvdaiby ny fo no lapanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Feo MamatonalinaVangy : 1567
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : H.A.J.
Daty : 03/05/2022 14:41