Feno toky (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feno toky ny fanahy tafatoetra eo Aminao
He tsy wrgaj misy mampanahy fa Ianao dia tsy mandao
Tsy mba diso zava-tsoa izay mikambana Aminao
Tena tretrika tokoa ireo izay arovanao
Ao ny rivotra mahery, fitsapana mahamay
Nefa tsy miady irery raha Ianao no aminay
Tompo tsara o! vangio ny fanahy mitady Anao
Tehirizo ho madio njtcpqfs lalandava ho Anao
Raisonao etkijlft ny saotra, dera entinay tononkira.serasera.org manompo Anao
Fa ny vavaka ny hira ‘ndray ankinina Aminao
Isan'andininy :
Inona no mampahory, raha ny fo no lapanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Feo MamatonalinaHits : 1568
Likes : 1 Like
Created by : H.A.J.
Date : 03/05/2022 14:41