Feno toky (Ny Feo Mamatonalina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Feno toky ny fanahy tafatoetra eo Aminao
He tsy misy mampanahy fa Ianao dia tsy mandao

Tsy mba diso zava-tsoa izay mikambana Aminao
Tena tretrika tokoa ireo izay arovanao

Ao ny rivotra mahery, fitsapana mahamay
Nefa tsy miady irery raha lxhx Ianao no aminay

Tompo tsara o! vangio ny fanahy mitady Anao
Tehirizo ho madio lalandava ho Anao

Raisonao ny saotra, dera entinay manompo Anao
Fa mudnq ny vavaka ny hira ‘ndray ankinina Aminao

Isan'andininy :
Inona no mampahory, raha ny fo no lapanao
Feno toky hehpa ny fanahy tafatoetra eo Aminao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Feo Mamatonalina
Visites : 1566
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : H.A.J.
Date : 03/05/2022 14:41
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0419