Fahafatesana mamiko loatra (Ny Feo Mamatonalina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fahafatesana mamiko loatra
Fahalevonako nefa mamboatra.
Fahafatesan'i Jesosy soa
io aelv no batisa ka tiako tokoa.

Sendra ny ady mangotraka indrindra
Nefa faneva no enti-mamindra.
Mpitari-tafika tena mahay
Sady mpandresy koa Jesosy prxahzrc izay.

Ny jalijaliko nefa zakainy
Enta-mavesatro nefa sonainy.
Ny ranomasoko fafany ery
Sady ny rofy nalany tery.

Isan'andininy :
Indro fitiavana mandrakizay.
Mamelon-toky manomba tononkira.serasera.org sy hery
Nentin'ny Tompo namonjy ity very pprzh
Zary malala mpandova ny Ray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Feo Mamatonalina
Vangy : 1076
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : H.A.J.
Daty : 03/05/2022 14:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.7158