SAO INTY NO ANTSO FARANY (Ny Fanilo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anio anio dia eny anio
Anio e fotoana tokony cqow hibebahana
Andraisanao fanapahan-kevitra
Ka aza dia mangatak’andro re
Anio Jesosy miantso lbnfrj anao

Sao inty , inty no antso farany
Anehoany amianao ny fitiavany
Mandalo anie zao fiainana eto izao
Araraoty nsstyr fa Jesosy anio mbola miala nenina aminao

Hatrizay ianao dia nanaram-po
Izay rehetra nety tononkira.serasera.org dia nandramana avokoa
Toa mamy am-piandohana fa mangidy fara
Ny nenina tsy aloha fa handatsa any am-para

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Fanilo
Vangy : 9427
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nah
Daty : 30/06/2006 09:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0292